Romanina 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa hoy izy tamin’i Mosesy: “Hamindra fo amin’izay hamindrako fo aho, ary hangoraka an’izay hangorahako.”+ Efesianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa manankarena famindram-po Andriamanitra,+ ary noho ny fitiavany lehibe izay nitiavany antsika+
15 Fa hoy izy tamin’i Mosesy: “Hamindra fo amin’izay hamindrako fo aho, ary hangoraka an’izay hangorahako.”+