9 “Aoka ho dibo-kafaliana ianao, ry Ziona zanakavavy ô!+ Manaova horakora-pandresena,+ ry Jerosalema zanakavavy ô! Iny fa tonga atỳ aminao ny mpanjakanao.+ Olo-marina izy, sady voavonjy.+ Manetry tena izy,+ ary mitaingina ampondra, dia zanaky ny ampondravavy.+