4 Fa ianao kosa, raha manompo+ ahy amin’ny fo manontolo+ sy amim-pahitsiana,+ toy ny nanompoan’i Davida+ rainao, ka manao izay rehetra nandidiako anao+ ary mitandrina ny fitsipiko+ sy ny didim-pitsarako,+
3 “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!”+ Dia nitomany be izy.+