1 Timoty 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 kanefa mpanevateva an’Andriamanitra aho taloha, sady mpanenjika+ no mpanambany olona.+ Nahazo famindram-po+ anefa aho, satria noho ny tsy fahalalako+ sy ny tsy finoako no nanaovako izany.
13 kanefa mpanevateva an’Andriamanitra aho taloha, sady mpanenjika+ no mpanambany olona.+ Nahazo famindram-po+ anefa aho, satria noho ny tsy fahalalako+ sy ny tsy finoako no nanaovako izany.