Jaona 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary rehefa handeha aho ka hanomana toerana ho anareo, dia ho avy indray+ ary handray anareo any amiko,+ ka izay misy ahy no hisy anareo koa.+ Jaona 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+ 1 Tesalonianina 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary aorian’izay, isika izay velona ka mahatratra izany fanatrehany izany, mbamin’izy ireo koa,+ dia hoentina+ anaty rahona,+ mba hihaona+ amin’ny Tompo eny amin’ny rivotra. Dia hiaraka amin’ny Tompo foana isika.+
3 Ary rehefa handeha aho ka hanomana toerana ho anareo, dia ho avy indray+ ary handray anareo any amiko,+ ka izay misy ahy no hisy anareo koa.+
24 Ray ô, mba tiako hiaraka amiko any amin’izay misy ahy ireo nomenao ahy,+ mba hahitany ny voninahitro izay nomenao ahy, satria ianao efa tia ahy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao.+
17 Ary aorian’izay, isika izay velona ka mahatratra izany fanatrehany izany, mbamin’izy ireo koa,+ dia hoentina+ anaty rahona,+ mba hihaona+ amin’ny Tompo eny amin’ny rivotra. Dia hiaraka amin’ny Tompo foana isika.+