Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+ Galatianina 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hita mazava koa fa tsy misy olona ambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra noho ny lalàna,+ satria “ny olo-marina ho velona noho ny finoany.”+
39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+
11 Hita mazava koa fa tsy misy olona ambara ho marina eo anatrehan’Andriamanitra noho ny lalàna,+ satria “ny olo-marina ho velona noho ny finoany.”+