2 Timoty 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ataovy izay rehetra azonao atao mba hisehoanao eo anatrehan’Andriamanitra ho olona ankasitrahana,+ dia mpiasa+ tsy mitsanga-menatra na amin’inona na amin’inona,+ ary manazava ny tenin’ny fahamarinana amin’ny fomba marina tsara.+ Jakoba 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra izay olona miaritra hatrany rehefa iharam-pitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah an’ireo tia azy foana.+
15 Ataovy izay rehetra azonao atao mba hisehoanao eo anatrehan’Andriamanitra ho olona ankasitrahana,+ dia mpiasa+ tsy mitsanga-menatra na amin’inona na amin’inona,+ ary manazava ny tenin’ny fahamarinana amin’ny fomba marina tsara.+
12 Sambatra izay olona miaritra hatrany rehefa iharam-pitsapana,+ satria rehefa ankasitrahana izy, dia hahazo ny satroboninahitry ny fiainana,+ izay nampanantenain’i Jehovah an’ireo tia azy foana.+