17 “Aza mitsiriritra tranon’olona. Aza mitsiriritra vadin’olona,+ na mpanompolahin’olona, na mpanompovaviny, na ombiny, na ampondrany, na inona na inona fananany.”+
21 “‘Ary aza mitsiriritra vadin’olona.+ Aza manaiky hasesiky ny fitiavan-tena ka haniry mafy hahazo tranon’olona, na tanin’olona, na ny mpanompolahiny, na ny mpanompovaviny, na ny ombiny, na ny ampondrany, na inona na inona fananany.’+
3 Aoka tsy hotononina eo aminareo akory+ izay resaka momba ny fijangajangana+ sy izay rehetra mety ho fahalotoana na izay faniriana tsy mety afa-po,+ fa tsy mendrika ny olona masina+ izany,