Ohabolana 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy mba hanana ahiahy ny olona tsy mivadika,+ fa ny mpamitaka kosa ho fantatra eny ihany.+ Matio 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa aza matahotra an’ireny olona ireny, fa tsy misy misarona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.+ Lioka 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa tsy misy zavatra afenina+ izay tsy haseho, na zavatra tsara afina ka tsy ho fantatra mihitsy na tsy hiharihary mihitsy.+ 1 Timoty 5:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+
26 Koa aza matahotra an’ireny olona ireny, fa tsy misy misarona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra.+
17 Fa tsy misy zavatra afenina+ izay tsy haseho, na zavatra tsara afina ka tsy ho fantatra mihitsy na tsy hiharihary mihitsy.+
24 Miharihary amin’ny rehetra ny fahotan’ny sasany,+ ka mitarika avy hatrany ho amin’ny fanamelohana, fa ny an’ny sasany kosa any aoriana vao miharihary.+