5 Koa aza mitsara+ na inona na inona alohan’ny fotoana voatondro, eny, mandra-piavin’ny Tompo.+ Izy no hampiseho mazava ny zava-miafin’ny haizina+ sy hampiharihary ny fikasan’ny fo.+ Amin’izay dia samy hahazo fiderana avy amin’Andriamanitra+ ny tsirairay.