3 Ampy izay ny fotoana+ lasa nanaovanareo ny sitrapon’izao tontolo izao,+ fony ianareo niaina tao anatin’ny fitondran-tena baranahiny,+ sy ny filan-dratsin’ny nofo, sy ny fibobohana divay,+ sy ny lanonana feno filibana, sy ny fifaninanana misotro, ary ny fanompoan-tsampy izay tsy araka ny lalàna.+