1 Korintianina 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa andosiro+ ny fanompoan-tsampy,+ ry malala. 1 Korintianina 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fantatrareo fa fony ianareo olon’izao tontolo izao,+ dia voataona tamin’ny fomba samihafa hanompo an’ireo sampy+ moana+ ianareo. Galatianina 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fony ianareo tsy nahalala an’Andriamanitra+ anefa, dia izay tsy andriamanitra no notompoinareo.+ 1 Jaona 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ry zanako malalako, mitandrema ianareo amin’ny sampy.+
2 Fantatrareo fa fony ianareo olon’izao tontolo izao,+ dia voataona tamin’ny fomba samihafa hanompo an’ireo sampy+ moana+ ianareo.