-
Apokalypsy 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Tamin’izay dia niankohoka teo an-tongotr’ilay anjely aho mba hivavaka taminy.+ Hoy anefa izy tamiko: “Tandremo! Aza manao izao!+ Fa mpanompo ihany aho, toa anao sy ireo rahalahinao izay manao ny asa fitoriana momba an’i Jesosy.+ Andriamanitra no ivavaho,+ fa ny fitoriana momba an’i Jesosy no anton’ny faminaniana.”+
-