Eksodosy 29:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary hitoetra eo anivon’ny zanak’Israely aho ka ho Andriamaniny.+ Levitikosy 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hataoko eo aminareo ny tranolaiko,+ ary tsy hankahala anareo aho.+