Romanina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+ Romanina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra tokoa mantsy ny Lalàna.+ Fa rehefa tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.+ Romanina 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa masina ny Lalàna,+ ary masina ny didy, sady ara-drariny+ no tsara.+ Romanina 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fantatsika mantsy fa avy amin’Andriamanitra+ ny Lalàna. Izaho kosa anefa nofo, namidy ho andevon’ny ota.+
20 Koa eo anatrehany, dia tsy hisy nofo hambara ho marina noho ny asan’ny lalàna,+ fa ny lalàna+ no ahafantarana marina tsara ny atao hoe ota.+
15 Mahatonga ny fahatezeran’Andriamanitra tokoa mantsy ny Lalàna.+ Fa rehefa tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.+
14 Fantatsika mantsy fa avy amin’Andriamanitra+ ny Lalàna. Izaho kosa anefa nofo, namidy ho andevon’ny ota.+