Jaona 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Feno+ hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana izy, ka nahazo avy tamin’izany isika rehetra, dia hatsaram-panahy tsy manam-paharoa miampy hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+ Kolosianina 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 satria ao aminy no itoeran’ny fahafenoan’ny+ toetran’Andriamanitra.+
16 Feno+ hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy fahamarinana izy, ka nahazo avy tamin’izany isika rehetra, dia hatsaram-panahy tsy manam-paharoa miampy hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+