Lioka 5:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota mba hibebaka.”+ 2 Korintianina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 dia ny hanambara fa nampihavanin’Andriamanitra taminy+ tamin’ny alalan’i Kristy+ izao tontolo izao,+ ka tsy nisainy ny helok’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny teny+ fampihavanana.+ 1 Jaona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.
19 dia ny hanambara fa nampihavanin’Andriamanitra taminy+ tamin’ny alalan’i Kristy+ izao tontolo izao,+ ka tsy nisainy ny helok’izy ireo.+ Ary nankininy taminay ny teny+ fampihavanana.+
2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.