25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+
17 Koa tsy maintsy tonga tahaka an’ireo “rahalahiny” izy tamin’ny lafiny rehetra,+ mba ho tonga mpisoronabe mamindra fo sy mendri-pitokisana raha ny amin’ny zavatra momba an’Andriamanitra,+ ka hanolotra sorona fampihavanana+ noho ny fahotan’ny olona.+
10 Ary izany fitiavana izany dia tsy ny nitiavantsika an’Andriamanitra, fa ny nitiavany antsika ka nanirahany ny Zanany ho sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika.+