5 Hoy i Jesosy: “Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa tsy afaka miditra ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra ny olona raha tsy ateraky ny rano+ sy ny fanahy.+
23 Ankoatra izany, dia mitoloko+ ao am-po koa isika izay manana ny voaloham-bokatra,+ izany hoe ny fanahy, sady miandry fatratra ny fananganana antsika ho zanaka+ sy ny fanafahana antsika amin’ny vatantsika, amin’ny alalan’ny vidim-panavotana.
4 Fa izay olona efa nohazavaina indray mandeha monja,+ sy efa nanandrana ny fanomezana maimaim-poana+ avy any an-danitra, sy efa anisan’ny nahazo ny fanahy masina,+