17 Hahita azy aho,+ nefa tsy izao ankehitriny izao,
Hahatazana azy aho, nefa tsy akaiky.
Hisy kintana+ hivoaka avy amin’i Jakoba,
Ary hisy tehim-panjakana hipoitra avy amin’ny Israely.+
Hovakiny ny fihirifan’i Moaba,+
Sy ny karandohan’ny zanak’ireo tia ady.