Nomery 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+ 1 Samoela 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+ Titosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+
19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+
29 Ary tsy handainga+ ilay Hajaina Indrindra eo amin’ny Israely,+ sady tsy hanenina, satria tsy olombelona izy ka hanenina.”+
2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+