1 Tantara 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina. Salamo 39:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,Ary aoka ianao hanongilan-tsofina rehefa miantso vonjy aho.+Aza odian-tsy hita ny ranomasoko.+Fa mpivahiny ihany aho eo anatrehanao,+Ary mpiavy toy ny razako rehetra.+ Efesianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa tsy vahiny+ na mpivahiny+ intsony àry ianareo, fa mpiray firenena+ amin’ny olona masina+ sady anisan’ny ankohonan’Andriamanitra.+ 1 Petera 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ry malala, mananatra anareo vahiny sy mpivahiny+ aho mba hifadianareo hatrany ny fanirian’ny nofo.+ Izany faniriana izany indrindra no misakana anareo tsy hahazo ny fiainana.*+
15 Fa mpivahiny sy mpiavy+ izahay eo anatrehanao, tahaka ny razanay rehetra. Toy ny aloka ihany ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.
12 Henoy ny vavaka ataoko, Jehovah ô,Ary aoka ianao hanongilan-tsofina rehefa miantso vonjy aho.+Aza odian-tsy hita ny ranomasoko.+Fa mpivahiny ihany aho eo anatrehanao,+Ary mpiavy toy ny razako rehetra.+
19 Koa tsy vahiny+ na mpivahiny+ intsony àry ianareo, fa mpiray firenena+ amin’ny olona masina+ sady anisan’ny ankohonan’Andriamanitra.+
11 Ry malala, mananatra anareo vahiny sy mpivahiny+ aho mba hifadianareo hatrany ny fanirian’ny nofo.+ Izany faniriana izany indrindra no misakana anareo tsy hahazo ny fiainana.*+