Salamo 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mialà amin’ny ratsy ka manaova ny tsara.+Mitadiava fihavanana ka tandrovy izany.+ Romanina 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Raha azo atao, ka mbola miankina aminareo koa, dia mihavàna+ amin’ny olona rehetra. Romanina 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aoka àry isika hiezaka hampisy fihavanana+ sy hifampahery.+ 2 Timoty 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa andosiro ny faniriana mpitranga eo amin’ny tanora,+ fa miezaha kosa hikatsaka ny fahamarinana,+ ny finoana, ny fitiavana, ny fihavanana,+ miaraka amin’ireo miantso ny Tompo amin’ny fo madio.+
22 Koa andosiro ny faniriana mpitranga eo amin’ny tanora,+ fa miezaha kosa hikatsaka ny fahamarinana,+ ny finoana, ny fitiavana, ny fihavanana,+ miaraka amin’ireo miantso ny Tompo amin’ny fo madio.+