Salamo 37:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Mialà amin’ny ratsy ka manaova ny tsara,+Dia honina amin’ny tany mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao.+ Salamo 97:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aza mihevi-tena ho hendry.+ Matahora an’i Jehovah ka mialà amin’ny ratsy.+ Isaia 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+ Amosa 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+ Ary ampanjakao eo am-bavahady ny rariny,+ fa mety hamindra fo ihany amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.’+ Romanina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+
27 Mialà amin’ny ratsy ka manaova ny tsara,+Dia honina amin’ny tany mandritra ny fotoana tsy voafetra ianao.+
10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+
16 Misasà ianareo,+ ary midiova.+ Esory tsy ho eo imasoko ny zava-dratsy ataonareo,+ ary aza manao ratsy intsony.+
15 Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara.+ Ary ampanjakao eo am-bavahady ny rariny,+ fa mety hamindra fo ihany amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa+ i Jehovah Andriamanitry ny tafika.’+