1 Petera 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+
2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+