Jaona 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary miaraka amiko ilay naniraka ahy, fa tsy nandao ahy ho irery izy, satria manao izay sitrany foana aho.”+ Apokalypsy 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+
29 Ary miaraka amiko ilay naniraka ahy, fa tsy nandao ahy ho irery izy, satria manao izay sitrany foana aho.”+
14 “Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny fiangonana atsy Laodikia:+ Izao no lazain’ny Amena,+ ilay vavolombelona+ mendri-pitokisana+ sy marina,+ ilay fiandohan’ny zavatra noforonin’Andriamanitra:+