37 Hoy i Pilato: “Mpanjaka àry ve ianao?” Dia namaly i Jesosy hoe: “Voalazanao fa mpanjaka aho.+ Izao no nahaterahako, ary izao no nahatongavako ho amin’izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina.+ Ary mihaino ny feoko+ izay rehetra miandany amin’ny marina.”+
13 Eo anatrehan’Andriamanitra izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona+ nanao fanambarana ampahibemaso tsara+ teo anatrehan’i Pontio Pilato,+ no andidiako+ anao