Matio 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny masoandro ny tavany,+ ary nanjary nanjelanjelatra toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+ 2 Korintianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha be voninahitra+ ilay fehezan-dalàna nitondra fanamelohana,+ dia vao mainka heni-boninahitra+ ny fanomezana ny fahamarinana.+
2 Ary niova tarehy teo anatrehan’ireo izy, ka namirapiratra toy ny masoandro ny tavany,+ ary nanjary nanjelanjelatra toy ny hazavana ny akanjony ivelany.+
9 Raha be voninahitra+ ilay fehezan-dalàna nitondra fanamelohana,+ dia vao mainka heni-boninahitra+ ny fanomezana ny fahamarinana.+