2 Korintianina 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary inona no ifanarahan’ny tempolin’Andriamanitra amin’ny sampy?+ Fa tempolin’ilay+ Andriamanitra velona isika, araka ny voalazan’Andriamanitra hoe: “Honina eo amin’izy ireo aho+ sady ho eo aminy, dia ho Andriamaniny aho, ary izy ho oloko.”+ Efesianina 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa tsy vahiny+ na mpivahiny+ intsony àry ianareo, fa mpiray firenena+ amin’ny olona masina+ sady anisan’ny ankohonan’Andriamanitra.+
16 Ary inona no ifanarahan’ny tempolin’Andriamanitra amin’ny sampy?+ Fa tempolin’ilay+ Andriamanitra velona isika, araka ny voalazan’Andriamanitra hoe: “Honina eo amin’izy ireo aho+ sady ho eo aminy, dia ho Andriamaniny aho, ary izy ho oloko.”+
19 Koa tsy vahiny+ na mpivahiny+ intsony àry ianareo, fa mpiray firenena+ amin’ny olona masina+ sady anisan’ny ankohonan’Andriamanitra.+