2 Tantara 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ry Andriamanitray+ ô, tsy ianao ve no nandroaka ny mponin’ity tany ity tsy ho eo anatrehan’ny Israely olonao?+ Ary tsy efa nomenao+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranak’i Abrahama, ilay tia anao,+ ve ity tany ity? Isaia 41:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+ ary ianao, ry Jakoba izay nofidiko,+ dia taranak’i Abrahama+ namako.+
7 Ry Andriamanitray+ ô, tsy ianao ve no nandroaka ny mponin’ity tany ity tsy ho eo anatrehan’ny Israely olonao?+ Ary tsy efa nomenao+ mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranak’i Abrahama, ilay tia anao,+ ve ity tany ity?
8 “Fa ianao kosa, ry Israely, dia mpanompoko,+ ary ianao, ry Jakoba izay nofidiko,+ dia taranak’i Abrahama+ namako.+