Efesianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa aza miadaladala intsony, fa fantaro+ hatrany izay sitrapon’i+ Jehovah. 1 Petera 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa manakaiky+ anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara,+ ary aoka ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+
7 Efa manakaiky+ anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara,+ ary aoka ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+