12 “Ary rehefa voatokanao manontolo ny ampahafolon’ny vokatrao+ amin’ilay taona fahatelo+ fanomezana ny ampahafolony, dia omeo ho an’ny Levita, sy ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena izany. Ary hihinana izany ao an-tanànanao ireo, ka ho voky.+