6 Ary hoy izy tamiko: “Azo antoka sady marina ireo teny ireo.+ Eny, i Jehovah, ilay Andriamanitra nanome fanambarana an’ireo mpaminaniny+ tamin’ny alalan’ny fanahiny,+ dia naniraka ny anjeliny hampiseho amin’ny mpanompony izay zavatra hitranga tsy ho ela.+