8 Taorian’izany, dia hoy i Kaina tamin’i Abela rahalahiny: “Andao isika ho any an-tsaha.” Ary rehefa tany an-tsaha izy roa lahy, dia namely an’i Abela rahalahiny i Kaina ka nahafaty azy.+
12 fa tsy toa an’i Kaina, izay avy tamin’ilay ratsy ka namono+ tamin-kabibiana ny rahalahiny. Nahoana no namono nahafaty azy izy? Satria ratsy ny nataony,+ fa marina kosa ny nataon’ny rahalahiny.+