Nomery 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia niangona hanohitra+ an’i Mosesy sy Arona izy ireo, ka nilaza hoe: “Efa tofoka aminareo izahay, fa masina+ avokoa ny vahoaka manontolo, ary i Jehovah no eo aminy.+ Koa nahoana ianareo no manandra-tena ho ambony noho ny fiangonan’i Jehovah?”+ Nomery 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olon’i Kora rehetra, mbamin’ny fananany rehetra.+
3 Dia niangona hanohitra+ an’i Mosesy sy Arona izy ireo, ka nilaza hoe: “Efa tofoka aminareo izahay, fa masina+ avokoa ny vahoaka manontolo, ary i Jehovah no eo aminy.+ Koa nahoana ianareo no manandra-tena ho ambony noho ny fiangonan’i Jehovah?”+
32 Dia nisokatra ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olon’i Kora rehetra, mbamin’ny fananany rehetra.+