2 Izao no tsy maintsy hitranga any am-parany:+ Ny tendrombohitra misy ny tranon’i+ Jehovah dia ho mafy orina sady ho avo noho ny tampon’ireo tendrombohitra,+ ka hasandratra ho avo noho ireo havoana.+ Ary hitanjozotra ho any ny firenena rehetra.+
4 Iza no tsy hatahotra anao,+ Jehovah ô,+ ary iza no tsy hanome voninahitra ny anaranao,+ satria ianao irery ihany no tsy mivadika?+ Fa ho avy hivavaka eo anatrehanao ny firenena rehetra,+ satria efa naseho ny didim-pitsaranao ara-drariny.”+