Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Amin’izany andro izany+ dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana ho toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Izy no hotadiavin’ireo firenena ka hanontaniany,+ ary ho be voninahitra ny toeram-ponenany.+
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
10 Amin’izany andro izany+ dia hisy fakan’i Jese+ hitsangana ho toy ny tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+ Izy no hotadiavin’ireo firenena ka hanontaniany,+ ary ho be voninahitra ny toeram-ponenany.+