-
Deoteronomia 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Araho àry ny didin’i Jehovah Andriamanitrao, ka mandehana amin’ny lalana atorony ary matahora azy.
-
-
Joda 14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Naminany momba azy ireny koa i Enoka,+ ilay taranaka fahafito avy tamin’i Adama, rehefa nilaza hoe: “Efa tonga i Jehovah,* miaraka amin’ny anjeliny masina an’alinaliny,+ 15 mba hitsara ny olona rehetra+ sy hanasazy an’izay rehetra tsy matahotra an’Andriamanitra. Hosazin’Andriamanitra ireny mpanota ireny noho ny zava-dratsy rehetra nataony sy ny teny fanaratsiana rehetra nolazainy.”+
-