Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitany koa fa io i Jehovah teo an-tampon’ilay tohatra, niteny hoe: “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Homeko anao sy ny taranakao ity tany ity sy io toerana atorianao io.+ Genesisy 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nataony hoe Betela* ny anaran’ilay toerana, nefa Lozy no anaran’ilay tanàna taloha.+ Hosea 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitolona tamin’ny anjely izy, ary nandresy. Nitomany izy sady nitalaho mafy taminy.”+ Nahita azy tao Betela Andriamanitra, ary tao Izy no niresaka tamintsika.+
13 Hitany koa fa io i Jehovah teo an-tampon’ilay tohatra, niteny hoe: “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Homeko anao sy ny taranakao ity tany ity sy io toerana atorianao io.+
4 Nitolona tamin’ny anjely izy, ary nandresy. Nitomany izy sady nitalaho mafy taminy.”+ Nahita azy tao Betela Andriamanitra, ary tao Izy no niresaka tamintsika.+