Genesisy 37:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Samy namatotra amboara teny an-tsaha, hono, isika, dia iny fa niarina ny amboarako ka nijoro mahitsy. Ny amboaranareo indray nanodidina an’ilay amboarako, dia niankohoka teo amin’ilay izy.”+ Genesisy 37:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanonofy indray izy taorian’izay ka notantarainy tamin’ny rahalahiny ilay izy. Hoy izy: “Nanonofy indray aho hoe niankohoka teo anatrehako, hono, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana 11.”+
7 Samy namatotra amboara teny an-tsaha, hono, isika, dia iny fa niarina ny amboarako ka nijoro mahitsy. Ny amboaranareo indray nanodidina an’ilay amboarako, dia niankohoka teo amin’ilay izy.”+
9 Nanonofy indray izy taorian’izay ka notantarainy tamin’ny rahalahiny ilay izy. Hoy izy: “Nanonofy indray aho hoe niankohoka teo anatrehako, hono, ny masoandro sy ny volana ary ny kintana 11.”+