Genesisy 44:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa niditra tao an-tranon’i Josefa i Joda+ sy ny rahalahiny, dia io fa mbola tao izy. Dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.+ Genesisy 45:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Miverena haingana any amin’i Dada, dia teneno izy hoe: ‘Izao no nolazain’i Josefa zanakao: “Efa notendren’Andriamanitra hanam-pahefana amin’i Ejipta manontolo aho.+ Koa midìna atỳ amiko, fa aza mangataka andro.+
14 Rehefa niditra tao an-tranon’i Josefa i Joda+ sy ny rahalahiny, dia io fa mbola tao izy. Dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.+
9 “Miverena haingana any amin’i Dada, dia teneno izy hoe: ‘Izao no nolazain’i Josefa zanakao: “Efa notendren’Andriamanitra hanam-pahefana amin’i Ejipta manontolo aho.+ Koa midìna atỳ amiko, fa aza mangataka andro.+