Deoteronomia 1:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+ Deoteronomia 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+ 2 Tantara 20:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Rehefa henon’ny fanjakana rehetra manodidina fa i Jehovah no niady tamin’ny fahavalon’ny Israely, dia nataon’Andriamanitra natahotra be izy ireny.+
30 Fa handeha eo alohanareo i Jehovah Andriamanitrareo ary hiady ho anareo,+ hoatran’ny efa hitanareo nataony tany Ejipta.+
4 Fa miara-mandeha aminareo i Jehovah Andriamanitrareo ka hiady amin’ny fahavalonareo, ary hamonjy anareo.’+
29 Rehefa henon’ny fanjakana rehetra manodidina fa i Jehovah no niady tamin’ny fahavalon’ny Israely, dia nataon’Andriamanitra natahotra be izy ireny.+