Eksodosy 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hesoriko eo aminao ny aretina.+ Salamo 103:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mamela ny fahadisoanao rehetra izy,+Ary manasitrana ny aretinao rehetra;+
25 Manompoa an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia hotahiny ny sakafonao sy ny ranonao.+ Ary hesoriko eo aminao ny aretina.+