Eksodosy 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mpiady tena mahery i Jehovah.+ Ary Jehovah no anarany.+ Salamo 96:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Omeo voninahitra i Jehovah fa mendrika an’izany ny anarany;+Mitondrà fanomezana ho azy ka midira ao an-tokotaniny. Salamo 135:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny anaranao! Jehovah ô, maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny lazanao!*+ Hosea 12:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izy no Jehovah Andriamanitry ny tafika,+Ary Jehovah no anarana ahatsiarovana azy.+ Jaona 17:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Efa nampahafantariko azy ny anaranao ary mbola hampahafantariko ihany,+ mba ho hoatran’ny nitiavanao ahy no hitiavan’izy ireo ny hafa, ary mba ho tafaray amin’izy ireo koa aho.”+ Romanina 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa “izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah* no hovonjena.”+
8 Omeo voninahitra i Jehovah fa mendrika an’izany ny anarany;+Mitondrà fanomezana ho azy ka midira ao an-tokotaniny.
13 Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny anaranao! Jehovah ô, maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny lazanao!*+
26 Efa nampahafantariko azy ny anaranao ary mbola hampahafantariko ihany,+ mba ho hoatran’ny nitiavanao ahy no hitiavan’izy ireo ny hafa, ary mba ho tafaray amin’izy ireo koa aho.”+