Isaia 50:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 I Jehovah Tompo Fara Tampony efa nampianatra ny lelako hahay hiteny,*+Mba hahafantarako an’izay tokony* holazaina amin’ny* olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy,Ka fohaziny ny sofiko mba hihaino hoatran’ny olona ampianarina.+ Marka 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa entiny mba hatolotra an’ireo manam-pahefana ianareo, dia aza manahy ny amin’izay holazainareo. Hampahatsiahy anareo izay tokony holazaina amin’izany ora izany ny fanahy masina, satria tsy ianareo no miteny, fa ny fanahy masina.+
4 I Jehovah Tompo Fara Tampony efa nampianatra ny lelako hahay hiteny,*+Mba hahafantarako an’izay tokony* holazaina amin’ny* olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy,Ka fohaziny ny sofiko mba hihaino hoatran’ny olona ampianarina.+
11 Rehefa entiny mba hatolotra an’ireo manam-pahefana ianareo, dia aza manahy ny amin’izay holazainareo. Hampahatsiahy anareo izay tokony holazaina amin’izany ora izany ny fanahy masina, satria tsy ianareo no miteny, fa ny fanahy masina.+