Nomery 3:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Arona: I Nadaba no lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+ 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ny mpisorona voahosotra sy notendrena* ho mpisorona.+
2 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Arona: I Nadaba no lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+ 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ny mpisorona voahosotra sy notendrena* ho mpisorona.+