Eksodosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+ Salamo 105:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nataon’Andriamanitra maro be ny vahoakany,+Ary nataony mahery noho ny fahavalony izy ireo.+25 Navelany hiova ny fon’ireo fahavalony, ka lasa nankahala ny vahoakany izy ireny,Sady nanao tetika hamelezana an’ireo mpanompony.+
7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+
24 Nataon’Andriamanitra maro be ny vahoakany,+Ary nataony mahery noho ny fahavalony izy ireo.+25 Navelany hiova ny fon’ireo fahavalony, ka lasa nankahala ny vahoakany izy ireny,Sady nanao tetika hamelezana an’ireo mpanompony.+