-
Nomery 5:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary halain’ny mpisorona eny an-tanan’ilay vehivavy ilay fanatitra varimbazaha atolotra noho ny fahasarotam-piaro,+ ka hahetsiketsiny eo anatrehan’i Jehovah, dia hoentiny eo akaikin’ny alitara. 26 Haka eran’ny tanan’ila amin’ilay fanatitra varimbazaha ny mpisorona mba hatao santionany amin’ilay fanatitra. Ary hodorany eo ambony alitara+ ilay izy mba hidona-tsetroka. Dia hampisotroiny an’ilay vehivavy ilay rano.
-