Nomery 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary halain’ny mpisorona eny an-tanan-dravehivavy ilay fanatitra varimbazaha+ atolotra noho ny fahasarotam-piaro, ka hahetsiketsiny* eo anatrehan’i Jehovah, dia hoentiny ho eo akaikin’ny alitara.
25 Ary halain’ny mpisorona eny an-tanan-dravehivavy ilay fanatitra varimbazaha+ atolotra noho ny fahasarotam-piaro, ka hahetsiketsiny* eo anatrehan’i Jehovah, dia hoentiny ho eo akaikin’ny alitara.