Eksodosy 29:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa hanao an’ireo akanjo ireo, mandritra ny fito andro, izay taranany lasa mpisorona mandimby azy sy miditra ao amin’ny tranolay fihaonana mba hanompo ao amin’ny toerana masina.+ Eksodosy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Izany no hataonao amin’i Arona sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Haharitra fito andro ny fanendrenao azy ireo ho mpisorona.*+ Nomery 3:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Arona: I Nadaba no lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+ 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ny mpisorona voahosotra sy notendrena* ho mpisorona.+
30 Koa hanao an’ireo akanjo ireo, mandritra ny fito andro, izay taranany lasa mpisorona mandimby azy sy miditra ao amin’ny tranolay fihaonana mba hanompo ao amin’ny toerana masina.+
35 “Izany no hataonao amin’i Arona sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Haharitra fito andro ny fanendrenao azy ireo ho mpisorona.*+
2 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Arona: I Nadaba no lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+ 3 Ireo no anaran’ny zanak’i Arona, dia ny mpisorona voahosotra sy notendrena* ho mpisorona.+